Fizahan-teny

Ohabolana : fanorona

Ohabolana Tsy misy maty tsy maimbo ; fa ny afo no maty tsy maimbo. [Veyrières 1913 #2929, Cousins 1871]
Tsy misy maty tsy maimbo, fa ny afo sy fanorona no maty tsy maimbo. [Rinara 1974 #304]
Dikanteny frantsay Rien ne meurt sans devenir pourri et puant ; le feu seul fait exception. [Veyrières 1913 #2929]

Fizahan-teny