Fizahan-teny

Ohabolana : fantarina

Ohabolana Eny, fa ny setroka sy ny tomany tsy mba saro-pantarina akory. [Rinara 1974 #1040, Cousins 1871 #875]
Ny tomany sy ny setroka anie tsy mba saro-pantarina e ! [Veyrières 1913]
Dikanteny frantsay Larmes sincères et larmes dues à la fumée, ne sont pas difficiles à distinguer ! [Veyrières 1913]
Fanazavana frantsay Se disait des hypocrites et des gens rusés ; et en général, des choses faciles à distinguer. [Veyrières 1913 #5030]

Ohabolana Setroka sy tomany tsy mba sarotra fantarina. [Houlder 1895 #2146, Veyrières 1913 #2776]
Dikanteny frantsay Fumée et larmes se voient facilement. [Veyrières 1913 #2776]
La fumée et les larmes s' aperçoivent facilement. [Houlder 1895]

Ohabolana Tsy hofitahin' olon-tiana, tsy holaingain' olo-mahatoky ; fa ny ataon' izany no saro-pantarina. [Veyrières 1913 #4962, Cousins 1871 #3355]
Tsy ho fitahin' olon-tiana, tsy ho laingan' olo-mahatoky, fa ny ataon' izany no saro-pantarina. [Rinara 1974]
Dikanteny frantsay Puissiez-vous n' être pas trompé par quelqu' un que vous aimez, ni devenir victime des paroles mensongères de quelqu'un en qui vous avez confiance ; car la conduite de ces personnes est difficile à discerner. [Veyrières 1913 #4962]

Fizahan-teny