Fizahan-teny

Ohabolana : farasisa

Ohabolana Aza manao ohatra an' Ikotokely mandihy ambony zezika : faly foana mihaino ny fidobony, fa tsy mihevitra ny farasisa hanaikitra ny tongotra. [Veyrières 1913]
Dikanteny frantsay Ne faites pas comme Ikotokely dansant sur le fumier : tout content d' entendre ses pas, il ne pense pas au mal qui mordra ses pieds enflés par la maladie farasisa. [Veyrières 1913 #6215]
Fanazavana frantsay Le plaisir présent empêche de penser à ses suites funestes. [Veyrières 1913 #6215]

Ohabolana Kotokely mandihy ambony zezika : faly mihaino ny dobony, fa tsy mihevitra ny farasisa amy ny tongony. [Cousins 1871 #1284]

Fizahan-teny