Fizahan-teny

Ohabolana : faravazana

Ohabolana Raha manala ny nifin’ ny sasany, tsy maninon-tsy maninona; raha mba halan’ olona nify, hilaza hoe: "Faravazako". [Cousins 1871 #2685]
Raha manala ny nifin' olona tsara ihany, ka nony alan' olo-nify, ka hilaza hoe : faravazako io! [Rinara 1974 #3614]

Fizahan-teny