Fizahan-teny

Ohabolana : fatra-pandà

Ohabolana 1Izay fatra-pandà ihany no manaiky. [1.1]
Fanazavana malagasyMatetika ireo mikiribiby manda mafy ihany no milefitra manaiky amin' ny farany. [1.1]
Ny ela manova zavatra ka ny nolavina mafy tamin' ny voalohany lasa ekena atý aoriana. [1.1]

Fizahan-teny