Fizahan-teny

Ohabolana : fetry

Ohabolana Tsy mahita fetry ny lanitra, tsy manjehy ny masoandro, tsy mandrefy ny tany. [Veyrières 1913 #262]
Tsy nahita fetry ny lanitra, tsy nanjehy ny masoandro, tsy nandrefy ny tany. [Cousins 1871 #3557]
Tsy nahita ny fetry ny lanitra, tsy nahajehy ny masoandro, tsy naharefy ny tany, nefa hitan' ny maso sy nodiavin' ny tongotra isan' andro. [Rinara 1974 #4758]
Dikanteny frantsay On ne voit pas les bornes du firmament, on ne mesure pas le soleil par empans, on ne mesure pas la terre à la brasse. [Veyrières 1913 #262]
Fanazavana frantsay Se disait de la puissance et de la grandeur du souverain, afin d' inspirer au peuple crainte et confiance. [Veyrières 1913 #262]

Fizahan-teny