Fizahan-teny

Ohabolana : fiadanana

Ohabolana Ny fandrian' ny eritreritra no tena fiadanana. [Veyrières 1913 #2220]
Dikanteny frantsay C' est le repos de la pensée qui est la vraie paix. [Veyrières 1913 #2220]
Fanazavana frantsay Il ne faut pas avoir de soucis pour bien dormir. [Veyrières 1913 #2220]

Ohabolana Saobakaka am-body riana : fiadanana no nozahana, ka tabataba no hita. [Rinara 1974 #3833]

Fizahan-teny