Fizahan-teny

Ohabolana : fiaina

Ohabolana Aleo ratsy tarehy manam-panahy handalana, toy izay tarehy soa tsy ampy fiaina. [Rinara 1974 #19]

Ohabolana Vorondolo toetra ny reniny, ka kary fiaina ny zanany. [Rinara 1974 #5046]

Fizahan-teny