Fizahan-teny

Ohabolana : fiakarana

Ohabolana Irony Ambodin’ Andohalo : kilemalema saro-pidinana, kisolosolo saro-piakarana. [Veyrières 1913 #2707, Cousins 1871 #1147]
Irony Ambodinandohalo : lembalemba saro-pidinana, kisolasola saro-piakarana. [Rinara 1974 #96]
Dikanteny frantsay Cette place d' Ambodinandohalo, c' est un terrain plat avec pente difficile à descendre, c' est un plan incliné avec déclivité difficile à monter. [Veyrières 1913 #2707]
Fanazavana frantsay Se disait de toute réciprocité. [Veyrières 1913 #2707]

Ohabolana Mihazakazaka, ka sendra fiakarana. [Houlder 1895 #1248, Veyrières 1913 #6173]
Dikanteny frantsay Courir et rencontrer une montée. [Veyrières 1913 #6173, Houlder 1895]
Fanazavana frantsay On est obligé de s'arrêter. [Veyrières 1913 #6173]

Ohabolana Toy ny valin' ny voky noana, valin' ny fiakarana fidinana. [Veyrières 1913 #2754]
Toy ny valin' ny voky noana, valin' ny fidinana fiakarana. [Veyrières 1913 #2754]
Valin' ny noana, voky ; valin’ ny fiakarana, fidinana. [Nicol 1935]
Valin' ny voky noana; valin' ny fiakarana fidinana. [Houlder 1895]
Valin’ ny voky, noana; valin’ ny fidinana, fiakarana. [Cousins 1871 #3604]
Dikanteny frantsay Après la faim, le rassasiement ; après la montée, la descente. [Nicol 1935 #39]
Après le rassasiement vient la faim, après la montée la descente : il en est ainsi des vicissitudes de la vie. [Veyrières 1913 #2754]
La contre-partie du rassasiement est la faim; la contre-partie d' une montée est une descente. [Houlder 1895]

Ohabolana Valim-pidinana : fiakarana. [Rinara 1974 #4846]

Ohabolana Valin’ ny fiakarana fandroronana. [Samson 1965 #V12]

Fizahan-teny