Fizahan-teny

Ohabolana : fialana

Ohabolana Salasala ity: vaviantitra roa no maty, ka vakiny iray ny fialana. [Cousins 1871 #2846]
Salasala ity : vaviantitra roa no maty, ka vakiny iray no fialana. [Veyrières 1913 #1933, Rinara 1974 #248]
Dikanteny frantsay Voilà qui est embarrassant : deux vieilles femmes sont mortes et il n' y a qu' un seul fragment d' argent pour s' acquitter du cadeau des funérailles. [Veyrières 1913 #1933]
Fanazavana frantsay Se disait des cadeaux insuffisants pour être partagés entre ceux qui les reçoivent. [Veyrières 1913 #1933]

Ohabolana Voalavo latsaka am--bilanibe : ny hasemporana tsy misy fa ny fialana no mahafoy fisainana. [Rinara 1974 #4969]

Fizahan-teny