Fizahan-teny

Ohabolana : fieritreretana

Ohabolana 1Aleo enjehin' ny omby masiaka toy izay enjehin' ny fieritreretana. [1.1]
Fanazavana malagasyEnti-milaza ny hamafin' ny fanjohian' ny eritreritra raha toa ka nisy ratsy nataon' ny tena. [1.1]

Fizahan-teny