Fizahan-teny

Ohabolana : fifaliana

Ohabolana Fifaliana tsy ampy hoatry ny mpanan-karena momba. [Rinara 1974 #1165]

Ohabolana Fifaliana very sasaka hoatry ny manan-janaka maditra. [Rinara 1974 #1166]

Ohabolana Ny andro fifaliana, tsy mahaleo ny andro fahoriana. [Rinara 1974]

Fizahan-teny