Fizahan-teny

Ohabolana : fifandirana

Ohabolana Mitranga matetika, hoatry ny fifandiran' ny mpivady. [Veyrières 1913 #1303]
Mitranga matetika ohatra ny fifandiran' ny mpivady. [Houlder 1895]
Dikanteny frantsay Qui se produit souvent, comme les disputes entre époux. [Veyrières 1913 #1303]
Qui se produit souvent, comme les querelles, disputes) entre époux. [Houlder 1895]

Fizahan-teny