Fizahan-teny

Ohabolana : fihazona

Ohabolana Mitolona am-batolampy : izay ratsy fihazona no vaky loha. [Veyrières 1913 #3493, Cousins 1871 #1871]
Mitolona am-batolampy, ka izay ratsy fihazona no vaky loha. [Houlder 1895 #327]
Mitolona am-batolampy, ka izay ratsy fihazona vaky loha. [Rinara 1974 #2458]
Tolona am-batolampy, ka izay ratsy fihazona vaky loha. [Rinara 1974 #4165]
Dikanteny frantsay Lutte à mains plates sur un rocher en pente : celui qui serre mal aura la tête fracassée. [Veyrières 1913 #3493]
Quand deux se battent sur un rocher, celui qui ne tient pas bien a la tête cassée. [Houlder 1895]
Fanazavana frantsay Il arrive malheur aux faibles qui veulent lutter. [Veyrières 1913 #3493]

Fizahan-teny