Fizahan-teny

Ohabolana : fihosy

Ohabolana Mpivady iray raharaha: ny lahy malemy fihosy, ary ny vavy mateti-panetsa. [Cousins 1871 #1997]
Mpivady iray raharaha : ny lahy malemy fihosy, ny vavy mateti-panetsa. [Rinara 1974 #2634]
Ny lahy malemy fihosy ary ny vavy mateti-panetsa. [Veyrières 1913 #1310]
Dikanteny frantsay C' est parce que le mari piétine bien la terre, que la femme peut faire bien serré le repiquage du riz. [Veyrières 1913 #1310]
Fanazavana frantsay Se disait des ménages où il y avait bonne entente. [Veyrières 1913 #1310]

Fizahan-teny