Fizahan-teny

Ohabolana : fijerena

Ohabolana Boka nivoasana ovy : faly am-pijerena fa tsy mihevitra izay handraisana azy. [Rinara 1974 #944]
Boka nivoasana ovy; faly eo am-pijerena, fa tsy mihevitra izay handraisana azy. [Cousins 1871 #816]

Ohabolana Ny trosa toy ny aviavy : maitso am-pijerena fa harok' atin' ny vitsika. [Rinara 1974 #3334]

Fizahan-teny