Fizahan-teny

Ohabolana : fijery

Ohabolana Ambony fipetraka, fa ambany fijery. [Veyrières 1913 #2]
Dikanteny frantsay Il est placé au-dessus de tout, et voit tout au-dessous de lui. [Veyrières 1913 #2]
Fanazavana frantsay Ce proverbe se disait de Dieu, mais aussi d'un chef, d' un village perché sur une hauteur, etc... [Veyrières 1913 #2]

Ohabolana Avo fijery Andriamanitra, ka mahita ny takona. [Nicol 1935 #51]
Avo fijery ny Andriamanitra, ka mahita ny takona. [Cousins 1871 #327]
Dikanteny frantsay Dieu regarde d’en-haut, aussi voit-il jusque dans le secret. [Nicol 1935 #51]

Ohabolana Nefa aho tsy dia tevan-tia hena, na mamba tia morona. [Cousins 1871 #2098]
Nefa aho tsy tevan-tia hena, na mamba tia morona, ka aza ratsy fijery. [Rinara 1974]

Fizahan-teny