Fizahan-teny

Ohabolana : fikasana

Ohabolana Ny didy sy lahatra kosa an' Andriamanitra. [Veyrières 1913 #41]
Ny fikasana no an' olombelona, fa ny didy an' Andriamanitra. [Veyrières 1913 #41]
Dikanteny frantsay L' homme propose et Dieu dispose. [Veyrières 1913 #41]
Fanazavana frantsay Proverbe dit lorsqu'un projet n' a pas réussi. [Veyrières 1913 #41]

Ohabolana Ny fikasana tsy ahefan-javatra. [Veyrières 1913 #3726]
Dikanteny frantsay Avoir le dessein de faire une chose ne suffit pas pour la faire. [Veyrières 1913 #3726]
Fanazavana frantsay Le désir ne suffit pas car on n' a rien sans peine. [Veyrières 1913 #3726]

Fizahan-teny