Fizahan-teny

Ohabolana : filaminana

Ohabolana Ny fahadiovana sy ny filaminana, ny fiasana sy ny fitsitsiana : izay tokantrano miorina amin' izany tsy mba ho rava. [Veyrières 1913 #1213]
Dikanteny frantsay Propreté et ordre, travail et économie : un ménage qui s' appuie là-dessus tiendra bon. [Veyrières 1913 #1213]

Fizahan-teny