Fizahan-teny

Ohabolana : filana

Ohabolana Aza atao fiantontana raha resy ny havana. [Rinara 1974]
Aza atao filana raha tsy mahita, na fiantontana raha resy ny havanao. [Veyrières 1913 #806, Houlder 1895]
Aza atao filana raha tsy mahita ny havana. [Rinara 1974]
Dikanteny frantsay N' allez pas demander à vos parents quand vous n' avez rien trouvé ailleurs, et n' ayez pas recours à eux quand vous êtes battu. [Houlder 1895]
N' attendez pas de n' avoir rien trouvé ailleurs pour demander à vos parents, n' attendez pas d' être vaincu pour recourir à eux. [Veyrières 1913 #806]

Ohabolana Tokelaky ny rafy, ka na tsy eso aza filana ady. [Rinara 1974 #4158]

Fizahan-teny