Fizahan-teny

Ohabolana : fintanina

Ohabolana Aza manao jonon' Ambohitrilonga, ka ny molotry ny namana no fintanina. [Rinara 1974 #529]
Aza manao jonon’ Ambohitrilonga : ny molotry ny namana no fintanina. [Cousins 1871 #470]

Fizahan-teny