Fizahan-teny

Ohabolana : firaisan-kina

Ohabolana Ny firaisan-kina no fanalam-pahoriana. [Rinara 1974 #2991]

Ohabolana Ny firaisan-kina no herin' ny fanjakana. [Veyrières 1913 #5207]
Dikanteny frantsay Le royaume est fort lorsqu' il est soutenu par l' entente et l' effort d' un grand nombre. [Veyrières 1913 #5207]
Fanazavana frantsay Paroles du roi Andrianampoinimerina. [Veyrières 1913 #5207]

Fizahan-teny