Fizahan-teny

Ohabolana : firariana

Ohabolana Ranomaso tsy mahatana aina. [Cousins 1871 #2758, Nicol 1935 #164]
Ranomaso tsy mahatana aina, ny firariana tsy mahafefy ny loza. [Rinara 1974 #3708]
Dikanteny frantsay Les larmes ne retiennent pas la vie. [Nicol 1935 #164, Houlder 1895]
Les pleurs ne retiennent pas la vie. [Veyrières 1913]
Fanazavana frantsay C. à. d. ce n' est pas en pleurant qu' on peut empêcher quelqu' un de mourir. [Houlder 1895]

Fizahan-teny