Fizahan-teny

Ohabolana : firenena

Ohabolana Na dia eran' ny akotry iray aza, tsy azo amidy amin' ny firenena hafa ny taniko, fa amin' ny oloko ihany no azo amidy. [Veyrières 1913 #296]
Na dia tsivalan-dia aza, tsy azo amidy amin' ny firenena hafa ny taniko, fa amin' ny oloko ihany no azo amidy. [Veyrières 1913 #296]
Dikanteny frantsay Ma terre ne peut pas être cédée aux étrangers, pas même la dimension d' un grain de riz ou la longueur d' un pied ; elle ne peut être vendue qu' à mes sujets. [Veyrières 1913 #296]
Fanazavana frantsay Paroles prononcées par les divers souverains de l' Imerina pour refuser aux étrangers le droit d'acquérir la terre ; on les employait pour signifier tout refus de terrain. [Veyrières 1913 #296]

Fizahan-teny