Fizahan-teny

Ohabolana : Firinga

Ohabolana Fiandry ombin' Ikotoadala, ka ny aloha voatora-tandroka, ary ny aoriana voafola-drambo ; fiandry ombin' Ilaisalama, ka ny kely voa-safosafo, ary ny lehibe voatehatehaka. [Veyrières 1913 #2076]
Fiandry ombin' ilay Firinga, ka ny aloha voatora-tandroka, ary ny aoriana voafola-drambo ; fiandry ombin' Ilaisalama, ka ny kely voasafosafo, ary ny lehibe voatehatehaka. [Veyrières 1913 #2076]
Dikanteny frantsay Ikoto l' imbécile, gardien de boeufs : ceux qui sont devant, il leur jette des pierres aux cornes et ceux qui sont derrière, il leur tire la queue ; Laisalama au contraire, caresse les petits et encourage les grands de la main. [Veyrières 1913]
Fanazavana frantsay Se disait de la manière de traiter les gens. [Veyrières 1913 #2076]

Ohabolana Firinga mievotra ka mizahozahoalohan' ny mpanana. [Rinara 1974 #1164]

Fizahan-teny