Fizahan-teny

Ohabolana : firongaronga

Ohabolana Aza ny firongarongan’ ny voalavo no heverina, fa ny fahakeli-antitry ny totozy. [Cousins 1871 #691]
Tsy ny firongarongan’ ny voalavo no jerena ; fa ny fahakely antitry ny totozy no mba jereo. [Cousins 1871 #3564]

Ohabolana Tsy ny firongarongan' ny voalavo fa ny faha-kely antitry ny totozy. [Rinara 1974]

Fizahan-teny