Fizahan-teny

Ohabolana : fisandratana

Ohabolana Ny fiaretana no lalam-ben' ny fisandratana. [Veyrières 1913 #5294]
Dikanteny frantsay La constance est le chemin des honneurs et de la fortune. [Veyrières 1913 #5294]

Fizahan-teny