Fizahan-teny

Ohabolana : fisarahana

Ohabolana Kidobo ny riana : sady fiombonana fisarahana. [Samson 1965 #K19]

Ohabolana Nitondra teny tsy masaka, hampody no naleha ka fisarahana no vita. [Rinara 1974 #2796]

Fizahan-teny