Fizahan-teny

Ohabolana : fisotro

Ohabolana Be fisotro ny ro, ka tsy hisy hasiana ny ventiny. [Veyrières 1913 #2177, Cousins 1871 #748]
Be fisotro ny ro ka tsy misy hasiana ny ventiny. [Rinara 1974]
Dikanteny frantsay Qui boit trop de liquide n' a plus de place pour le solide. [Veyrières 1913 #2177]
Fanazavana frantsay Le sens est que les petites choses empêchent souvent les grandes. [Veyrières 1913 #2177]

Fizahan-teny