Fizahan-teny

Ohabolana : fitafiana

Ohabolana Aza madio fitafiana fa mitsindroka am--pihinanana toa vorompotsy. [Rinara 1974 #461]
Aza madio fitafiana, ka mitsindroka am--pihinanana ohatra ny vorompotsy. [Houlder 1895]
Madio fitafiana hoatry ny vorompotsy, kanefa mitsindroka am--pihinanana. [Veyrières 1913 #4510]
Madio fitafiana ohatra ny vorompotsy, kanefa mitsindroka am--pihinanana. [Cousins 1871]
Madio fitafiana toa vorompotsy, nefa mitsindroka am--pihinanana. [Rinara 1974 #1825]
Dikanteny frantsay Avoir une belle robe comme l' oiseau blanc vorompotsy et cependant ramasser des parcelles avec la main. [Veyrières 1913]
N' ayez pas de beaux habits tout en ramassant votre nourriture à terre, comme l' oiseau blanc (fausse aigrette). [Houlder 1895]
Fanazavana frantsay Se disait des gens mal élevés. [Veyrières 1913]

Ohabolana Ny fitafiana azo tsy manahirana ohatra ny vady manenina. [Rinara 1974]
Ny fitafiana azo tsy manahirana, toy ny vady manenina. [Cousins 1871 #2232]
Ny fitafiana azo tsy manahirana, toy ny vady manenona. [Veyrières 1913 #1309]
Dikanteny frantsay Moyen facile d' avoir de quoi se vêtir : avoir une épouse qui tisse. [Veyrières 1913 #1309]

Fizahan-teny