Fizahan-teny

Ohabolana : fitahiana

Ohabolana Misakaiza amim--Bazimba malahelo; ka ny akoholahy lany, ny fitahiana tsy misy. [Houlder 1895]
Misakaiza amim--Bazimba malahelo : ny fitahiana tsy misy, fa ny akoholahy foana no lany. [Rinara 1974]
Misakaiza amim--Bazimba malahelo : ny fitahiana tsy misy, fa ny akoholahy foana no tapa-doha. [Rinara 1974]
Dikanteny frantsay Avoir pour ami un Vazimba pauvre: on sacrifie un coq, mais il n' en résulte aucune bénédiction. [Houlder 1895]

Fizahan-teny