Fizahan-teny

Ohabolana : fitahina

Ohabolana Ny alika aza tsy azo fitahina, ka mainka fa ny olona. [Houlder 1895]
Ny alika aza tsy azo fitahina, ka mainka fa olona. [Rinara 1974 #187]
Dikanteny frantsay Les chiens mêmes ne se laissent pas tromper, et encore bien moins les hommes. [Houlder 1895 #477]

Ohabolana Ny tsy itiavako ny fitatra: intelo aho nofitahiny ihany, inefatra mbamy ny laingany. [Cousins 1871]
Ny tsy itiavako ny fitatra : intelo aho nofitahiny ihany, inefatra mbamin' ny laingany. [Veyrières 1913 #98]
Ny tsy itiavako ny fitatra, intelo aho nofitahiny, inefatra mbamin' ny laingany. [Rinara 1974 #3340]
Dikanteny frantsay Si je n' aime pas le fitatra, tarier à collier, c' est que trois fois il m' a trompé ; quatre fois, si l' on compte son mensonge. [Veyrières 1913 #98]
Fanazavana frantsay Il y a dans ce proverbe un jeu de mots : fitatra oiseau et fitaka tromperie ; de plus il fait allusion à l' influence des couleurs dans l'indication de la destinée ; on appliquait ce proverbe à ceux qui trompaient sans cesse. [Veyrières 1913 #98]

Ohabolana Tsy hofitahin' olon-tiana, tsy holaingain' olo-mahatoky ; fa ny ataon' izany no saro--pantarina. [Veyrières 1913 #4962, Cousins 1871 #3355]
Tsy ho fitahin' olon-tiana, tsy ho laingan' olo-mahatoky, fa ny ataon' izany no saro--pantarina. [Rinara 1974]
Dikanteny frantsay Puissiez-vous n' être pas trompé par quelqu' un que vous aimez, ni devenir victime des paroles mensongères de quelqu'un en qui vous avez confiance ; car la conduite de ces personnes est difficile à discerner. [Veyrières 1913 #4962]

Fizahan-teny