Fizahan-teny

Ohabolana : fitàna

Ohabolana 1Izay manova fantsakana, vaky siny, ary ny manova fitàna lanin' ny mamba. [2.558 #1510]
Izay manova fantsakana, vaky siny ; izay manova fitàna, lanin' ny mamba. [2.653, 2.415, 2.974]
Dikanteny frantsayChanger de fontaine, c’est briser sa cruche ; changer de gué, c’est se livrer aux caïmans. [2.974 #25]
Changer de fontaine, c' est casser sa cruche ; changer de gué, c' est être dévoré par les caïmans. [2.415 #322]
Fanazavana frantsayMalheur aux novateurs. [2.415 #322]

Ohabolana 2Mamba miandry fitàna. [2.415]
Dikanteny frantsayUn homme adonné à la chicane c' est comme un caïman qui attend au gué une occasion. [2.415 #3346]
Fanazavana frantsayLa même expression se disait en général de ceux qui épient une occasion. [2.415 #3346]

Ohabolana 3Mamba miandry fitàna : izay mirotsaka ao aminy, na tsy maty aza, tsy maintsy harahim-pahoriana. [2.653, 2.415]
Mamba miandry fitàna : izay mirotsaka ao aminy, na tsy maty aza tsy maintsy mitondra fahoriana. [2.558]
Dikanteny frantsayCaïman qui attend au gué : tous ceux qui descendent dans l' eau, lors même qu' ils ne meurent pas, trouvent malheur. [2.415 #3347]
Fanazavana frantsaySe disait des gens adonnés à la chicane, et des exploiteurs. [2.415 #3347]

Ohabolana 4Miova fitàna ka lanin' ny voay. [2.558]

Ohabolana 5Raha mamba sy voay no miady, aoka hifandramatra, fa samy tompon' ny rano ary raha misy maty dia mihena ny mpiandry fitàna. [2.558]

Ohabolana 6Tsy manontany fitàna. [2.415]
Dikanteny frantsayAvancer, sans même demander où se trouve le gué. [2.415 #6257]
Fanazavana frantsayAgir à l' aventure et sans demander conseil. [2.415 #6257]

Fizahan-teny