Fizahan-teny

Ohabolana : fitarikandro

Ohabolana Aza miady hazava alohan’ ny masoandro, ohatra ny fitarik’ andro. [Cousins 1871]
Aza miady hazava alohan' ny masoandro tahaka ny fitarikandro. [Rinara 1974 #722]

Fizahan-teny