Fizahan-teny

Ohabolana : fitranga

Ohabolana Ny fanompoana hoatry ny tsangan' akoho, ka izay be fitranga ihany no voa. [Veyrières 1913 #384]
Ny fanompoana ohatra ny tsangan’ akoho, ka izay be fitranga ihany no voa. [Cousins 1871]
Ny fanompoana toy ny tsangan' akoho, ka izay be fitranga ihany no voa. [Rinara 1974 #191]
Dikanteny frantsay La corvée est comme le jeu aux poules mises en terre : plus la partie de la poule qui sort de terre est grande et plus elle est exposée à être atteinte par les coups de pierre. [Veyrières 1913 #384]
Fanazavana frantsay Les gens qui ne savent pas s' esquiver mais se montrent, sont pris pour la corvée. [Veyrières 1913 #384]

Fizahan-teny