Fizahan-teny

Ohabolana : fitsongoana

Ohabolana Torimasom--baviantitra ka vita am-pitsongoana anana ihany. [Rinara 1974 #273]
Torimasom-bavy antitra : vita am-pitsongoana anana ihany. [Veyrières 1913 #1937]
Torimasom--bavy antitra : vita am-pitsongoananana ihany. [Cousins 1871]
Dikanteny frantsay Somme de vieille : il se passe en ramassant les légumes. [Veyrières 1913 #1937]
Fanazavana frantsay Elle somnole toujours. [Veyrières 1913 #1937]

Fizahan-teny