Fizahan-teny

Ohabolana : fivelomana

Ohabolana Ny iasana ankehitriny, ny niasana taloha, ny hiasana any aoriana, ny fiasana isan' andro, ny fivelomana tsy azo avela. [Veyrières 1913 #3727]
Dikanteny frantsay La raison pour laquelle on travaille actuellement, on a travaillé autrefois, on travaillera encore, on travaille journellement, c' est qu' il faut vivre. [Veyrières 1913 #3727]

Fizahan-teny