Fizahan-teny

Ohabolana : fivoaka

Ohabolana Malahelo, ka nony maraina fivoaka toy ny hangataka, ary raha hariva fivoaka, heverin' ny sasany hisakan-dalana. [Rinara 1974]
Malahelo mivoaka maraina : ataon' ny olona hangalatra ; mivoaka hariva : ataon' ny olona hisakana. [Houlder 1895 #1454, Veyrières 1913 #2518]
Dikanteny frantsay Le pauvre qui sort le matin, on dit qu' il va voler ; il sort le soir, on dit qu' il va détrousser les gens. [Veyrières 1913 #2518]
Quand un pauvre sort le matin, les gens disent qu' il va voler; et s' il sort le soir, on pense que c' est pour détrousser quelqu' un. [Houlder 1895]

Fizahan-teny