Fizahan-teny

Ohabolana : fodiana

Ohabolana Any aminao no fara fodiana. [Veyrières 1913 #1144, Cousins 1871 #262]
Any aminao no fara-fodiana ka aza latsaina. [Rinara 1974 #310]
Dikanteny frantsay C' est chez vous mon dernier asile. [Veyrières 1913 #1144]
Fanazavana frantsay Paroles d'une soeur à son frère, pour lui dire quelle reviendra chez lui si son mari meurt ou la répudie. [Veyrières 1913]

Fizahan-teny