Fizahan-teny

Ohabolana : fohafoha

Ohabolana Valavo nirangotim-piso : tsy maty fa fohafoha volo. [Samson 1965 #V64]
Valavo nirangotim-piso: tsy maty fa lava volo. [Houlder 1895]
Fanazavana malagasy Voalavo norangotin-tsaka: tsy maty fa lava volo (mahia koa). [Houlder 1895]

Fizahan-teny