Fizahan-teny

Ohabolana : fohatra

Ohabolana Aza atao hazo lazoin’ ny varatra: malazo mbamin-draviny, maina mbamy ny vatany, ary fohatra mbamy ny fakany. [Cousins 1871 #349]
Aza atao hazo lazoin' ny varatra : malazo mbamin-draviny, maina mbamin' ny vatany, ary fohatra mbamin' ny fakany. [Veyrières 1913 #2586]
Aza atao hazo lazoin' ny varatra : malazo mbamin' ny raviny, maina mbamin' ny vatany, ary fohatra mbamin' ny fakany. [Rinara 1974 #400]
Dikanteny frantsay Qu'on ne le traite pas comme l' arbre flétri par la foudre : les feuilles sont fanées, le tronc desséché, les racines abîmées. [Veyrières 1913 #2586]
Fanazavana frantsay Il faut traiter les gens avec ménagements. [Veyrières 1913 #2586]

Ohabolana Toko fohatra, vilany mitongilana : izay tsy marina arenina. [Veyrières 1913 #3518]
Toko tapaka, vilany mitongilana, izay tsy mety arenina. [Rinara 1974 #4160, Cousins 1871 #3109]
Toko tapaka, vilany mitongilana, ka izay tsy mety arenina. [Houlder 1895 #153, Veyrières 1913 #3072]
Dikanteny frantsay Pierres du foyer brisées, marmite renversée : il faut redresser ce qui n' est pas bien. [Veyrières 1913 #3072]
Pierres du foyer qui ne sont pas affermies, marmite qui est inclinée : il faut redresser ce qui n' est pas droit. [Veyrières 1913 #3518]
Un trépied brisé, une marmite qui penche: on peut remettre d' aplomb ce qui ne l' est pas. [Houlder 1895]
Fanazavana frantsay Il faut corriger ce qui n' est pas bien. [Veyrières 1913 #3072]
Se disait des torts à redresser, des querelles à arranger. [Veyrières 1913 #3518]

Fizahan-teny