Fizahan-teny

Ohabolana : fokonolona

Ohabolana Aza manao fatin-dalitra, ka maty mitety ny ratsy ; fa manaova fatin-tantely, ka maty mamela mamy ho an' ny fokonolona. [Veyrières 1913 #2847, Houlder 1895]
Dikanteny frantsay Ne mourez pas comme les mouches en courant sur les saletés, mais comme les abeilles qui meurent en laissant la douceur à la ruche. [Veyrières 1913 #2847]
Ne mourez pas comme les mouches, en courant sur toutes les saletés; mais mourez comme les abeilles, qui meurent en laissant le doux pour les autres. [Houlder 1895]
Fanazavana frantsay Faites le bien, non le mal. [Veyrières 1913 #2847]

Ohabolana Mamo mikaike polisy. [Poirot & Santio: Vezo]
Ny mamo indray no miantso fokonolona:. [Rinara 1974 #198]
Ny mamo indray no miantso polisy. [Rajemisa 1985]
Fanazavana malagasy Enti-milaza ny mamo mitabataba ka manintona ny mason' ny polisy; heviny: ny olona manao ratsy indray no mitolo-tena amin' ny manam-pahefana. [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay Un ivrogne qui appelle la police. [Poirot & Santio: Vezo]

Ohabolana Very an-tanàna, adidin' ny vohitra, ka vorio ny fokonolona. [Veyrières 1913]
Dikanteny frantsay Si une chose est perdue dans le village, c' est l' affaire du village : qu' on réunisse les habitants. [Veyrières 1913 #3321]
Fanazavana frantsay Se disait des affaires du village. [Veyrières 1913 #3321]

Fizahan-teny