Fizahan-teny

Ohabolana : fola-tana-manondro

Ohabolana Aza atao fola-tana-manondro. [Cousins 1871 #348, Nicol 1935 #304]
Aza atao fola-tana-manondro, na fotsy rora miteny. [Rinara 1974]
Dikanteny frantsay Ne brisez pas le doigt qui indique. [Nicol 1935 #304]

Fizahan-teny