Fizahan-teny

Ohabolana : folona

Ohabolana Tsara aloha, fa ratsy aoriana, hoatry ny omby folona. [Veyrières 1913 #1723]
Tsara aloha fa ratsy aoriana, ohatra ny omby folona. [Cousins 1871]
Tsara aloha fa ratsy aoriana, toy ny omby bory rambo. [Rinara 1974]
Tsara aloha fa ratsy aoriana, toy ny omby folona. [Rinara 1974]
Dikanteny frantsay Beau par devant mais laid par derrière, comme un boeuf dont la queue est coupée. [Veyrières 1913]
Fanazavana frantsay Ce proverbe, outre son.sens matériel, avait un sens moral et se disait des gens qu' on encensait par devant et qu' on dénigrait par derrière. [Veyrières 1913 #1723]

Fizahan-teny