Fizahan-teny

Ohabolana : fondrana

Ohabolana Tsy mety raha efa nivelatra ho ravina vao nilevin-ko fondrana indray. [Rinara 1974 #294]
Tsy mety rehefa nivelatra ho ravina, ka vao hilevin-ko fondrana indray. [Veyrières 1913 #3082, Cousins 1871 #3501]
Dikanteny frantsay Lorsqu' on s'est développé en feuilles, il ne convient pas de s'enfouir de nouveau pour être souche de bananier. [Veyrières 1913 #3082]
Fanazavana frantsay Il ne faut pas se ravaler. [Veyrières 1913 #3082]

Fizahan-teny