Fizahan-teny

Ohabolana : fonjozoro

Ohabolana Ny aina hoatry ny fanjozoro : ka izay mahavatra mampando no manana ny mafy. [Veyrières 1913 #2768]
Dikanteny frantsay La vie est comme la moelle de jonc : ceux qui prennent soin de l' humecter l' ont solide. [Veyrières 1913 #2768]
Fanazavana frantsay Il faut bien se soigner pour vivre longtemps. [Veyrières 1913 #2768]

Fizahan-teny