Fizahan-teny

Ohabolana : fon' ny mpanefy

Ohabolana Aza manao fon' ny mpanefy. [Houlder 1895 #353, Cousins 1871 #448]
Aza manao fon' ny mpanefy: mikapo-dalitra ambony lovia ka mamoy sasanangy tsy satry. [Houlder 1895 #306]
Aza manao fon' ny mpanefy : mikapo-dalitra ambony lovia ka namoy sasanangy. [Rinara 1974 #39]
Dikanteny frantsay N' ayez pas le cœur d' un forgeron. [Houlder 1895]
Ne soyez pas emporté comme un forgeron: il frappe une mouche sur une assiette (qu' il casse en même temps), et doit donner un franc soixante contre son gré. [Houlder 1895]
Fanazavana frantsay C. à. d. irascible. Pour payer le prix de l' assiette cassée sans raison. [Houlder 1895]

Fizahan-teny