Fizahan-teny

Ohabolana : fono

Ohabolana Aza ankobohinareo ny tenin' andriana, fa vakio fono izy. [Veyrières 1913 #191]
Dikanteny frantsay Ne tenez pas secrète la parole du souverain, mais manifestez-la. [Veyrières 1913 #191]
Fanazavana frantsay Tout le monde doit connaître et accomplir les volontés du souverain. [Veyrières 1913 #191]

Ohabolana Ny anankiray maty anaka, ary ny anankiray miova fono, koa tsy miova ny zaza, fa ny fono no miova. [Houlder 1895 #2117]
Dikanteny frantsay L' un a un enfant mort, un autre change son enveloppe; ainsi l' enfant n' a pas changé, ce n' est que l' enveloppe qui a changé. [Houlder 1895]

Fizahan-teny