Fizahan-teny

Ohabolana : fonofono

Ohabolana Tolañolo matin' añina, ñy farany matin-tsiotsiotra; foñofoño koa be ka mañahy aho. [Houlder 1895]
Fanazavana malagasy Ny matoa matin-drivotra; ny farany matin-tso-drivotra: rehefa be ny fonofono (fono faty) dia matahotra aho. + Añina : rivotra,- tsiotsiotra : rivotra malemy. [Houlder 1895]

Fizahan-teny