Fizahan-teny

Ohabolana : fosaina

Ohabolana Ilay manafina ala fady, ka fosain' ny bodo sy adala. [Rinara 1974 #1407]

Ohabolana Mihambo ny soa tsy ananana ka vao midify dia fosain' ny olona. [Rinara 1974 #2309]

Ohabolana Tanora kamo ka fosain' izay mahita. [Rinara 1974 #4055]

Fizahan-teny